|
|
|
|

Entry1  soa mahafiadana
Elementary words  2 soa, 3 mahafiadana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza. [1.1]
Examples  6  ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Synonyms  7 soa mampiadana

Updated on 2025/09/12